Teny iditra fihatahana (hataka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanalavitana, fitokanana tsy miaraka amin' ny hafa: Indraindray ilaina ny fihatahana amin' ny namana ratsy
Fikisahana, fitanilana: Fihatahana mba handehanan' ny lehibe [1.1]
Fanazavàna teny frantsay écart [1.13]
Tovy hevitra samaka
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20