|
|
|
|

Teny iditra1  fihatahana
Fototeny  2  hataka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanalavitana, fitokanana tsy miaraka amin' ny hafa: Indraindray ilaina ny fihatahana amin' ny namana ratsy
Fikisahana, fitanilana: Fihatahana mba handehanan' ny lehibe
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] écart
Tovy hevitra  6  samaka
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11