|
|
|
|

Teny iditra1  fihataka
Fototeny  2  hataka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mihataka, izany hoe manalavitra, mitokana tsy miaraka amin' ny hafa; na mikisaka kely, mitanila
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] écartement
Tovy hevitra  6  fisamaka

Fivaditsoratra  7  fihataka, hafitaka, hatifaka, tafahika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21