Teny iditra fihaza (haza)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entimihaza: Toy izao no fihaza lambo: manao longoa mitoto-bozaka
Azo hazaina: Misy biby tsy mba fihaza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu’on cherche habituellement, la manière de chasser, de pêcher [1.3]
Ohatra Sahala amin' ny tsipoy fihaza, ao an-tranony, ny fon' ny mpiavonavona; [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09