Teny iditra fihazakazaka (hazakazaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mihazakazaka
Fandehanana haingana, hafainganana: Tsy anerany ny fihazakazaky ny andro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La manière de courir [1.3]
Ohatra Tamin' izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny fihazakazaka, dia ny fihazakazaky ny maheriny. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09