|
|
|
|

Teny iditra1  fihemorana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  hemotra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fitambotsorana, fanaovana dia mianotra: Efa nampoizina ny fihemoran' ny tafika teo anoloan' ireo fahavalo be fiadiana lavitra noho izy ireo
Fialana; Nahagaga ny olona rehetra ny fihemoran-dRakoto tamin' ny fifidianana
Fisintonana: Naharitra hateloana ny fihemoran' ny rano
Fihenana: Fihemoran' ny vidim-bary izao fararano izao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the act of drawing back; backsliding; a decline
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] recul, retrait; déchéance, déclin
7  [1.66] reculade
Ohatra  8  [4.27] Ny azo iantsoana ny "raharaha Daewoo" dia niafara tamin' ny fihemorana ankapobe teo amin' ireo antokon' olona roa voakasika.
9  [1.223] Tonga ny mpampakatra sy ny mpaka, nefa sampona ny raharaha, ka fara fahatsarany, hahemotra aoriana, raha tsy ho fihemorana mandrakizay!
Tohi-kevitra  10  fandrosoana

Fivaditsoratra  11 fihemorana, 12 mifanohera

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12