Teny iditra | 1 fihitso-basy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Voambolana |
3 Miaramila |
Fanazavàna teny malagasy | 4 Vy na hazo lavalava kely amin' ny basy natao hamahanana azy taloha, fa ankehitriny kosa ampiasaina hanadiovana azy fotsiny [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 5 (fihitsobasy) [Mod. s. from mihitsoka (hitsoka).] A ramrod. See hitsoka, firitsoka, ramirajy. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay | 6 Baguette du fusil [1.3#169] |
Tovy hevitra | 7 firitso-basy |
Singan-teny | 8 fihitsoka, basy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/01 |