|
|
|
|

Teny iditra1  fihomehy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomban' ny olona rehefa mihomehy: Mahatsikaiky ny fihomehin-dRangahy io fa mihovotrovotra ny tenany manontolo
Ohatra  4  [2.996#] Tonga fandatsan' ny mpifanakaiky aminay izahay, sady fihomehy amam-paneson' ny manodidina anay.
Fototeny  5  homehy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11