Teny iditra | fihomehy (homehy (hehy)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny olona rehefa mihomehy: Mahatsikaiky ny fihomehin-dRangahy io fa mihovotrovotra ny tenany manontolo [1.1] | |
Ohatra | Tonga fandatsan' ny mpifanakaiky aminay izahay, sady fihomehy amam-paneson' ny manodidina anay.
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |