|
|
|
|

Teny iditra1  fikambanana marorantsana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] fikambanam-barotra na fanaovana taozavatra iza avy amin'ny firenena maro ny tompony ary miasa any amin'ireny firene na' ireny ny rantsany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] société multinationale
Singan-teny  5  fikambanana, marorantsana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07