|
|
|
|

Teny iditra1  fileony
Fototeny  2  leony
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#761] mpimamo, mpidoroka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#401] ivrogne
Ohatra  6  dia hiteny amin' ny loholona amin' ny tanànany izy mivady hoe: Ity zanakay ity dia maditra sy manohitra ka tsy mihaino ny feonay, fa mpandany sy fileony. [2.996#]
Tovy hevitra  7  mpileony

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26