|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  finga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  tsatokaty lehibe, tsangambava [Taimoro] [1.78]
4  voatavo maina atao solon-jinga [Taisaka] [1.78]
5  vilia [Bara, Tanosy] [1.78]
6  zinga [Bara] [1.78]
7  Voatavo fitondran-drano [1.1]
8  Lovia [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  a bowl, a basin; usually applied to those made of the calabash [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10  calebasse servant à boire [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (2/3)11  finga
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  Nom de la gourde calebasse. Lagenaria vulgaris Ser. (Cucurbitaceae). Très commune à Madagascar. Le fruit sec sert à d'innombrables usages : récipients, instruments de ménage, instruments de musique, etc. [Merina, Sakalava] [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)16  finga
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny anglisy  18  a shrub or tree [Betsileo] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19  nom d'une espèce d'arbre. [Tankarana] [1.19]
20  Ce qui entrave la marche : comparer à fingana : « croc en jambe ». Nom donné à des arbustes ou arbrisseaux bas et touffus qu'on traverse difficilement. [Betsileo, Betsimisaraka, Bezanozano] [1.196]
Voambolana  21  Haizavamaniry: hazo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31