Teny iditra fipy (py)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mipỳ, izany hoe mikimpikimpy maso [Rajemisa 1985]

Teny iditra fipy
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay appellation botanique: Neobeguea mahafaliensis [Rakotovao: Bois]
Voambolana 
Anarana siantifika Neobeguea mahafaliensis
Teny mitovy hevitra andy ~ bemahova ~ hazolava

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31