|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  hazolava
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] fiandrasam-paty
4  [1.78] [Bara] hatairana
5  [1.78] [Tanosy] vonjy loza (haintrano, dorotanety, ets)
6  [1.1] Antso fanao raha misy fahatairana lehibe, toy ny fahatongavan' ny fahavalo, fanamian' ny jiolahy
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.196] on criait hazolava, nom ancien des épieux, pour mettre en garde contre l'attaque des pillards, des voleurs de boeufs
Ohatra  8  [2.643#] Kanjo rahefa sahabo ho indray mahamasa-bary dia injany akoralava : "hazolava e!
Singan-teny  9  hazo, lava

Teny iditra (2/4)10  hazolava
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12  [2.612] appellation botanique: Neobeguea mahafaliensis
13  [1.196] (saka., mahafaly, tandr.) (de hazo : bois ou autre matière dure et lava : longue, allongée ; nom donné à la colonne vertébrale ; la décoction très amère de cet arbre est administrée contre les douleurs de la colonne vertébrale). Neobeguea mahafaliensis J.F. Leroy (Meliaceae). Composition chimique encore inconnue.
Voambolana  14  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Singan-teny  15  hazo, lava
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)17  hazolava
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.196] [Mahafaly] (ici ce cri d'alerte doit mettre en garde contre la toxicité de la plante). Adenia sphaerocarpa Claverie (Passifloraceae). Liane à grosse tige renflée et charnue à la base, ornée d'excroissances disgracieuses. Elle renferme des substances cyanogènes très toxiques.
Voambolana  20  Haizavamaniry
Singan-teny  21  hazo, lava
Tovy hevitra  22  andy, bemahova, fipy
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)24  Hazolava
Sokajin-teny  25  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  26  Haitoetany: tanàna
Singan-teny  27  hazo, lava, hazo, lava

Fivaditsoratra  28  Hazolava, hazolava

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07