Teny iditra | firaisan-kina | ||||||||||
Singan-teny | firaisana ; hina | ||||||||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fifanarahana, fane kena hiaraka amin' ny fanaovan-javatra iray [1.1] | ||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Unity of purpose [1.7] | ||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Union d'efforts, solidarité [1.8] | ||||||||||
[ firaisankina ] Solidarité [1.13] | |||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny firaisan-kina io | ||||||||||
Fivaditsoratra | firaisan-kina, siranakanify |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09 |