|
|
|
|

Teny iditra1  firazanana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  razana
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Foko niaviana: Inona no firazananareo?
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] Ancestry, lineage, progeny, pedigree, race, generation, genealogy, clan.
8  [1.7] ancestry, descent
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.54] lignée des aieux
10  [1.8] lignée
Ohatra  11  [2.445#] Ireo karazana firazanana izay ambony aminy no inoany sy ivavahany.
12  [2.895#] Mahatsiaro ny firazanana tsy mitovy sy ny foko samihafa rahateo izy;
Voambolana  13  Fifandraisana: fianakaviana
Lahatsoratra  14  Randzavola: firazanana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10