|
|
|
|

Teny iditra1  firenena
Fototeny  2  reny
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin' ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] a nation
6  [1.2] a clan, a race, a tribe
7  [1.7] a people
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3, 1.8] nation
9  [1.3] tribu, caste, peuplade, race, famille
10  [1.8] peuple
Ohatra  11  Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany. [2.5]
12  Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena. [2.503]
Voambolana  13  Pôlitika
Haiendriteny 
14  Tsotra :
15  Tovonana :
Kamban-teny 
Lohateny  29  Akademiam-pirenena Malagasy
30  Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona (United Nations)
31  Fokonolona -- fototry ny firenena (Ramasindraibe Paul)
32  Ny harem-pirenena (Andriamalala Emilson Daniel)
33  Ny Satam-pirenena Malagasy : izany tena toetra maha-malagasy (Rakotonirainy Joseph)
34  Ny Tantaran'ny Firenena Malagasy (Fagereng Edwin)
35  Tanindrazana sy Firenena ary isika Malagasy (Ravelojaona)
Ohabolana  36  Ohabolana misy io teny firenena io
Lahatsoratra  37  Randzavola: firenena ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  38  firenena, neferany, neferina, nieferan

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08