|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fisahanana
Fototeny  2  sahana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fiandraiketana, fiatrehana, famonjena asa na raharaha maro miaraka: Mbola iderako anao ny fisahananao ny asa sarotra iantsorohanao sy ny raharahan-tokantrano vonjenao samy irery [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  L’action de faire face à un travail [1.3#557]
Ohatra  6  Ny fisahanana ny asa aman-draharahan'ny mpanao gazety dia voalamina araka ny lalàna. [1.320#]
7  Amin' izany fandaminana izany, dia afaka mampihatra tanteraka ny fahefany ny Fanjakana amin' ny fisahanana irery ny andraikitra amin' ny fandaminana ny raharaham-pifidianana. [4.27#]

Teny iditra (2/2)8  fisahañana
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  fitsapana [Taimoro] [1.78]
11  fanoharana, fanandramana [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  12 fisahañana, fisahanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19