Teny iditra fisaona (saona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina misaona na mitondra mariky ny alahelo noho ny fahafatesan' ny havana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fisaona (saona)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo isaonana: Tsy fisaona, hono, ny zaza rano tsy azo [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31