Teny iditra | fitahirizam-bokim-pirenena | |
Singan-teny | fitahirizana ; boky ; firenena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | Public library [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Biblothèque municipale [3.1] | |
Ohatra | Tao amin’ ny Fitahirizam-bokim-pirenena aho no niditra.
[2.4] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11 |