|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitanana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitazonana: Tsy hainao ny fitanana sabatra.
Fihazonana: Sarotra ny fitanana io zaza io ao an-trano.
Tsy famelana hivoaka na handeha na handositra, fampihibohana: Ny fitanana am-ponja no sazy ataon'ny fanjakana ho an'ireo nahavita heloka bevava.
Fitehirizana: Mitory toe-tsaina ratsy ny fitanana fanafody hamelezana ny sasany.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Rel. s. from mitana (tana).] A surety, a pledge, a hostage; a pin, a handle. See fampitanana, fihazonana, antoka, tsatoka.
Fototeny  5  tana

Teny iditra (2/2)6  fitanana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Ody fihazonana, araka ny hevitry ny Ntaolo
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.196] (racine tana : action de tenir fermement, de conserver quelque chose ou quelqu'un). Talisman par lequel on retient quelqu'un en otage. Philtre d'amour. Voir fampitanana plus usité. [Merina]
10  [Betsileo]
Voambolana  11  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  12  afantany, fitanana, ifantana, nitafana, tafanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02