Teny iditra | 1 fitaovana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fiomanomanana toy ny ho any an' ady, izay rehetra entina manomana ady: fiadiana, hanina, vatsy: Feno fitaovana tratran' ny polisy tao an-tranon-dRabe Izay rehetra entina miasa: Misy mpianatra tsy manana penina, pensily, solaitra; ahoana izany tsy manam-pitaovana izany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Rel. s. from mitao (tao).] All the preparations made in waiting for the enemy, food, weapons, etc. 5 [1.7] arms and supplies for war; instruments, equipment |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8, 1.13] matériel 7 [1.8] armes et matériel de guerre ; instruments 8 [1.13] appareil |
Ohatra |
9 [2.117#] Ireto avy ny fitaovana ilaina. 10 [2.445#] Namboatra fitaovana maro samihafa izy. 11 [2.366#] Dia tandremo tsara ny fanjakana ny fitaovana aza hadinoina. |
Voambolana |
12 Fitaovam-piasana 13 Miaramila |
Fototeny | 14 tao |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 19 afa-tavony, fiavotana, fitaovana, tafaviona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |