Teny iditra | fitarikandro (tarika, andro) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran'ilay kintana mialoha ny masoandro (raha ny tena marina dia tsy tena kintana izy io fa ny planeta Vénus). [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Mod. s. from mitarika (tarika), and andro, the day.] The morning star; i.e. the planet Venus. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | étoile du matin: la planète Vénus [1.3] | |
Voambolana | Haikintana | |
Tovy hevitra | vadim-bolana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fitarikandro io | |
Fivaditsoratra | fitarikandro, tafakirindro |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |