Teny iditra | 1 fitarikandro |
Singan-teny | 2 fitarika, andro |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Anaran'ilay kintana mialoha ny masoandro (raha ny tena marina dia tsy tena kintana izy io fa ny planeta Vénus). |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Mod. s. from mitarika (tarika), and andro, the day.] The morning star; i.e. the planet Venus. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] étoile du matin: la planète Vénus |
Voambolana |
7 Haikintana |
Tovy hevitra | 8 vadim-bolana |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny fitarikandro io |
Teny nalaina | 10 Soratra misy io teny fitarikandro io |
Fivaditsoratra | 11 fitarikandro, tafakirindro |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |