Teny iditra (1/2) | 1 fitodihana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 todika |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fihodinan' ny tena mihitsy: Nisy nanohina azy no nahatonga ny fitodihany tany amiko Fiherehana any ivoho: Ny fitodihany no nahapotraka azy |
Teny iditra (2/2) | 5 fitodihana |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fototeny | 7 todika |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.13] fampanarahana todika iray voafaritra mialoha |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.13] orientation |
Tovy hevitra | 10 fampitodihana, fitarihan-dalana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |