|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitokisana
Fototeny  2  toky
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.5] confiance
Ohatra  5  Fa izy hanadino ny adidiny sy ny voninahiny ka tsy hitandrina ny fitokisana napetraka taminy, noho ny fitiavana, no tsy takatry ny saiko. [2.5]
6  Olona mampiseho fitokisana sy fitiavana anao, na fantatra aza fa fitokisana sy fitiavana diso petraka izany, sarotra ihany ny hampiseho aminy amin' ny fiteny ria ny fihetsika fa tsy momba azy ianao. [2.4]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :
Tsipelina hafa  9  fitokiana

Teny iditra (2/2)10  fitokisana
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.196] (de toky : confiance, assurance). Préparation qu'on appliquait après avoir fait des incisions multiples aux personnes qui partaient au combat ou allaient trafiquer dans des régions jugées dangereuses. Cette pratique était censée les protéger contre les dangers. [Betsileo]
Voambolana  13  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  14  afointsika, finaotsika, fitakosina, fitokisana, fitsaikona, kafotsinay, nafiotsika, nafitsokay, notsaikafi

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02