Teny iditra | 1 fitondra |
Fototeny | 2 tondra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fomba entina mitondra, na mibata izany na mifehy: Samy hafa ny fitondran' ny lehibe vahiny sy ny lehibe teratany entina matetika: Harona fitondra miantsena |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] ce qu'on peut porter, manière de porter |
Ohatra |
6 Ren'Ilaidama fa mafy fitondra loatra ilay havany [2.298] 7 Basy no an-jara fangady, Benitra no antsy fitondra. [2.69] |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny fitondra io |
Fivaditsoratra | 9 fitandro, fitondra, nadifotr, nadofitr |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |