Teny iditra fitondrantena
Singan-teny fitondrana ; tena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toe-piainana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Conduct, personal behaviour [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Conduite [1.5]
Ohatra 
1Koa mahavaly tanteraka ny fitondrantena koa ve ny tsiny? [2.296]
2Nandoka ahy, aminy fitondrantena, sy ny fahaizana soratra; [2.59]
3Fantany ny fitondrantena sy ny fitsipika harahina mba ho salama. [2.332]
Haiendriteny 
Tsotra : fitondrantena, fitondrantenako, fitondrantenanao, fitondrantenany, fitondrantenantsika, fitondrantenay, fitondrantenanareo, fitondrantenan', fitondrantenan-, fitondrantenam-
Tovonana : -pitondrantena, -pitondrantenako, -pitondrantenanao, -pitondrantenany, -pitondrantenantsika, -pitondrantenanay, -pitondrantenanareo, -pitondrantenan', -pitondrantenan-, -pitondrantenam-
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05