|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitsarana
Fototeny  2  tsara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Asan' ny saina manavaka ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fandanjalanjana ny mety sy ny tsy mety: Aoka tsy hiady hevitra firy ianareo fa samy manana ny fitsarany zavatra ny olona rehetra
Fahefana napetraky ny fanjakana mampiseho izay rariny sy hitsiny amin' ny alalan' ny fandinihana sy fampiharana ny lalàna manamarina na manameloka: Efa niakatra fitsarana ny raharahan-dry Rabe sy Ranaivo
Toerana anaovana io fitsarana io: Lasa eny amin' ny Fitsarana i dada
Anarana nomena ny tangena fahizay. Misy ambaratonga telo ny fitsarana: ny Fitsarana ambaratonga voalohany, ny Fitsarana ambony (azon' izay resy tamin' ny voalohany angatahina hitsarana azy indray), ary ny fitsarana tampony (azon' izay resy tamin' ny faharoa angatahina hitsarana azy farany). Ny atao hoe Fitsarana avo kosa dia ny antoko-mpitsara miandraikitra ny fampanoavana ny Lalàm-panorenana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [Rel. s. from mitsara (tsara).] Judgment, the seat of judgment.
6  [1.7] a judgement; a court of law
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#753] le jugement, le lieu, le tanguin qui jugeait
l'aiguille placée au-dessus du fléau de la balance
8  [1.8] jugement; tribunal
Ohatra  9  Tsy very anjara koa ny fitsarana. [4.27#2012/05/24]
10  Ny Tangena no natao fitsarana farany. [2.508#422]
Voambolana  11  Lalàna
Kamban-teny 
Lohateny  16  Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana
17  Fitsarana Tampony
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny fitsarana io
Lahatsoratra  19  Randzavola: fitsarana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)20  fitsarana
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny frantsay  22  [1.196] (racine tsara). Au sens habituel : jugement. Nom qu'on donnait au tangena : Cerbera venenifera (Poir.) Steud. (Apocynaceae) quand il servait à pratiquer l'ordalie, le « jugement de Dieu » ; on disait aussi tangenamitsara.
Voambolana  23  Haizavamaniry
Tovy hevitra  24  tangena-mitsara, tangenitsara
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  26  fanaratsy, fanisatra, fiantsara, fisatrana, fitsarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02