Teny iditra | fitsatsaka (tsatsaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fomba entina manatsatsàka na mitsatsàka, mamotsy vary farany [Rajemisa 1985] | |
Teny mitovy hevitra | fanatsatsaka | |
Teny iditra | fitsatsaka (tsatsaka) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Azo tsatsahina [Rajemisa 1985] | |
Teny mitovy hevitra | fanatsatsaka | |
2009/02/23 |
![]() |