Teny iditra fitsihana (tsika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivoahan' ny rano tsikelikely avy amin-javatra iray: Ny fitsihan' ny rano avy amin' ity vatolampy ity no mahatonga ny tranonareo ho mando lava [1.1]
 Fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Fuite, infiltration [1.13]
Tovy hevitra fitsika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20