Teny iditra fitsika (tsika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny rano mitsika, izany hoe mivoaka tsikelikely avy ao anatin-javatra [Rajemisa 1985]
 fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray [SLP 1986]
Famaritana frantsay fuite, infiltration [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra fitsihana

2012/12/04