Teny iditra fitsika (tsika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny rano mitsika, izany hoe mivoaka tsikelikely avy ao anatin-javatra [1.1]
 Fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Fuite, infiltration [1.13]
Tovy hevitra fitsihana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20