| Teny iditra | 1 fively |
| Fototeny | 2 vely |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mively na mikapoka amin' ny kanonta
5 Kanonta fandentehana fantaka, na fandraka, na fantsika [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 Anything used to strike with.
[1.2] 7 a hammer, a mallet [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 marteau, maillet
[1.3#176, 1.8] 9 Tout instrument pour frapper [1.3#176] |
| Voambolana | 10 Fitaovam-piasana |
| Mpanahaka | 11 famofoka, 12 tantanankazo, 13 tantanana |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how fively |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|