Teny iditra tantanana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiasana -- izay metaly ny lohany ary hazo ny tahony -- ampiasaina hikapohana vy, na handentehana fantsika na hamakiambato: Mively amin' ny tantanana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a hammer [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay marteau [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  famofoka ~ fively ~ tantanan-kazo
Teny nalaina 

Teny iditra tantanana (tantana (tana))
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Raisina amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena: Tantano io zaza io fa ratsy ny lalana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
tantanana
tantanako
tantananao
tantanany
tantanantsika
tantananay
tantananareo
tantanan'
tantanan-
tantanam-
tantana-
notantanana
notantanako
notantananao
notantanany
notantanantsika
notantananay
notantananareo
notantanan'
notantanan-
notantanam-
notantana-
hotantanana
hotantanako
hotantananao
hotantanany
hotantanantsika
hotantananay
hotantananareo
hotantanan'
hotantanan-
hotantanam-
hotantana-
tantano
Teny nalaina 

2013/07/12