|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : fively

Ohabolana 1Aingaingain-kazera, toy ny fively fandraka. [2.653, 2.165, 2.558]
Dikanteny frantsayQu' on soulève pour le laisser retomber ensuite, comme un maillet (de menuisier). [2.165 #1484]

Ohabolana 2Aza atao fively ampongalahy ny havana: ny ambaviny tambatambazana, ny andahiny dobodobohana. [1.1 #71]
Aza atao fively amponga ny havana, ka ny ambaviny tambatambazana toy ny manana anaka, fa ny andahiny dobodobohina ho afa-jaza. [2.558]
Aza atao fively amponga ny havana: ka ny iray ambaviny tambatambazana, ary ny iray kosa andahiny hodobodobohana. [2.165 #225]
Aza atao toy ny fively amponga ny fihavanana ka ny iray ambaviny tambatambazana, ny iray andahiny dobodobohana. [1.1 #60]
Fanazavana malagasyTsy tokony hasiana fiangarana ny fitiavan-kavana. [1.1 #71]
Dikanteny frantsayNe faites pas à vos amis comme à un tambour, frappant légèrement sur l' un des côtés, mais très fort sur l' autre. [2.165]

Ohabolana 3Ny fandraka no maranitra : antoanin' ny fively. [2.415 #657, 2.653 #2211, 2.558]
Dikanteny frantsaySi le ciseau est anchant, c' est qu' il est appuyé sur le maillet. [2.415 #657]
Fanazavana frantsayUn homme n' a d'autorité que s'il est dé par les honneurs qu' on lui rend. [2.415 #657]

Ohabolana 4Sady tsy ho kibay no tsy ho fively. [2.415 #1700]
Dikanteny frantsayVous ne serez ni bâton, ni maillet. [2.415 #1700]
Fanazavana frantsayVous ne serez bon à rien. [2.415 #1700]

Ohabolana 5Tsy be noho ny teo, hoy ny fively ampongan’ Ihavandahy. [2.415 #3222, 2.558 #289, 2.653 #3343]
Dikanteny frantsayIl n'y en a pas autant que tout à l' heure, dit la façon de battre le tambour d' Ihavandahy. [2.415 #3222]
Fanazavana frantsayCe proverbe imite en malgache le son du tambour. [2.415 #3222]

Fizahan-teny