Teny iditra (1/2) | 1 fivoasana |
Fototeny | 2 vofy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#846] l'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif 6 [1.196] action d'éplucher, d'enlever l'écorce |
Tovy hevitra | 7 famoasana |
Teny iditra (2/2) | 8 fivoasana |
Fototeny | 9 vofy |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Fanazavana: Fivoasana tanin' ny Soratra Masina Fitsikerana: Fivoasana lahatsoratra |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3#846] l'action d'expliquer, le moyen, le mofif |
Ohatra |
13 Nofaranan' ny misionera ny fivoasana tamin' ny teny hoe: -Mpiady tsy nahalala tahotra i Davida! [2.270#69] 14 Iny takariva iny dia nitangorona teo amoron' ny afon-dasy lehibe ny vatan-dehilahy rehetra ary nanao fanitaran-tsaina tamin' ny fivoasana ohabolana sy tantara madinidinika samy niainany avy. [2.643#123] |
Tovy hevitra | 15 famoasana |
Fivaditsoratra | 16 fiavosana, fisavoana, fivoasana, voafisana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |