Teny iditra fivohan > fivoha (voha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mivoha na misokatra [1.1]

Teny iditra fivohan > fivohana (voha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisokafana: Ataovy mitafitafy ny fivohan' ny varavarana
Fiantombohana: Hatramin' ny fivohan' ny Kolejy X teto an-tanàna [1.1]
Kamban-teny 