Teny iditra | fivoriambe | |
Singan-teny | fivoriana ; be | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | A general assembly [1.470, 1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Assemblée générale [1.470, 1.8] | |
Ohatra | Ireny fivoriambe natao handinihan-tena ireny no fakana ainan' ny Firotsahana an-tsitrapo.
[1.369] | |
Lohateny | ||
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/17 |