Teny iditra fivoriana (vory)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihaonan' olona vitsivitsy na maro, miara-midinika momba ny zavatra iray na mihaino kabary na lahateny famelabelarankevitra: Isan' Asabotsy ny fivoriam-pokontany any aminay
¶ Anio misy fivorian' ny filankevitra mpizarazara mari-boninahitro, tarihin' ny filoham-pirenena [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a meeting, a gathering; [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay réunion, assemblée [Hallanger 1974]
Mpanahaka  fivoriambe

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31