Teny iditra (1/2) | 1 fi~ |
Sokajin-teny | 2 tovona |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza fitaovaha: Firitsoka (ritsoka) 4 Tovona mahatonga ho anaram-pomba na toetra rehefa asolo ny mi- amin' ny matoanteny: Filalao (milalao) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 the commencement of all modal and relative nouns from the verbal forms in mi-, and fiandry, and fiandrasana, from miandry. [1.2] 6 prefix forming nouns which typically mean, the act of [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 préfixe formant les substantifs des verbes en mi- [1.8] |
Teny iditra (2/2) | 8 fi |
Sokajin-teny | 9 tenim-piontanana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 isy ! eisy ! [1.66.mg#410] |
Tsanganana sy sary iray takila |
11 Ny tenim-piontanana rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |