Teny iditra | 1 foana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra na tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy misy na inona na inona ao anatin' ny, babangoana: Tanàna foana Tsy misy vidiny; tsy misy lanjany; maivana; tslnontsinona: Hevi-poana izany Heverina ho toy ny tsy misy antony, tsy azo ekena, tsy manana ny maha-ara-dalàna azy: Foana ny fangatahanao / Foana ny fanambadiany satria noterena razazavavy Very daholo, levona: Foana ny haren-dRakoto Tsy tanteraka: Foana ny fikosako noho io loza tsy nampoizina io Tsy misy vokany: Manasatena foana ianao manao an' io fa tsy raharahain' ny ankizy akory Tsy an-kijanona: Miasa foana izy na marary aza |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] empty, void 5 [1.2] vain freely, foolishly, uselessly |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#177, 1.8] vide 7 [1.3#177] vacant, vain, frivole, insignifiant, inutile, nul, épuisé, perdu sans but, inutilement |
Ohatra |
8 Mihomehimehy foana ialahy! [2.117] 9 Miherikerika foana teo izy. [2.470] 10 Aza atao fotsy volo mitazam-poana. [2.69] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 18 lany, jifa, majifa, fongana, tapitra |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 50 Ohabolana misy io teny foana io |
Fivaditsoratra | 51 afano, afona, anofa, aofan, fanao, fanoa, fanoa-, foana, naofa, ofana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |