Teny iditra | 1 fohazina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tairina amin' ny torimasoo: Aza mbola fohazina izy fa vizana Tsahivina: Tsy tokony hofohazina intsony io raharaha io |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be wakened |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on réveille |
Ohatra |
6 [2.499#] Aoka ny lasa hatory mandrakizay fa aza fohazina intsony, hoy Bina. 7 [2.59#] Dia tsy navelako ho fohazina tamy ny io alina io Raketaka sy Ramasinoro fandrao taitra ka mivadi-pò Ramasy. |
Fototeny | 8 foha |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny fohazina io |
Fivaditsoratra | 14 fihazona, fohazina, hofaizan, hofiazan, ifohazan, nifohaza |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |