Teny iditra | 1 Foloalindahy |
Singan-teny | 2 folo, alina, lahy |
Sokajin-teny | 3 anaram-poko |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] anarana nomena ny miaramilan' Ilaidama ary mbola ilazana ankehitriny ny fitambaran' ny antoko-miaramila rehetra eto amin' ny firenena. (Nokendren-dRadama ny hanana tafika toy ny Vazaha, izay mianatra matso, fitifirana, sarin' ady ka folo alina na iray hetsy no isa noheveriny hotratrarina) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] the one hundred thousand men, which is the name given to the army. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [2.415] cent mille hommes. On donnait ce nom à l'armée, parce que le souverain prétendait audacieusement pouvoir mettre en campagne cent mille soldats |
Ohatra |
7 Tsy ravàna ny foloalindahy fa ampitomboina. [2.508#] 8 Fa matoky aho, ray ambanilanitra sy foloalindahy! [2.298#] |
Voambolana |
9 Miaramila |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |