Teny iditra | 1 Folovohitra |
Singan-teny | 2 folo, vohitra |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Anaran-kafa iantsoana koa ny Hova (jereo Ambaniandro ) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] nom donné aux Hovas |
Ohatra |
6 folovohitra daholo, na menabe na menakely, ny andevo tokana no tsy folovohitra sy ny havanandriana. Tandapa fotsy, ambaniandro, folovohitra ireny. Manisotra, folovohitra ireny. Manendy, folovohitra ireny. [2.48] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |