|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fondrana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] contraction of fiondranana. See ondrana.

Teny iditra (2/4)4  fondrana
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.78] [Tambahoaka] vony, lokon-tamotamo
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] yellow, a yellow dye; the stump of the banana used in dyeing
Ohatra  8  Ary raha sakanan' ny vano mainty, dia alàm-paditra amin' ny fakam-boanonoka sy ny vody fondrana, sy ny tavy mainty, ary raha vita izao, dia mandeha izy. [2.857#]

Teny iditra (3/4)9  fondrana
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Vodin' ny vatan' akondro tetehina ka ahahy dia dorana ary tantavanina, ka aharo amin' ny aika sy ny beravina mba handokoana ny landy voafoly ho mainty
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.196] Rhizome, base solide du faux-tronc chez le bananier, Musa paradisiaca L. (Musaceae), surtout celui de la variété dite akondrofody. On en tirait une teinture rouge. [Merina]
Voambolana  13  Haizavamaniry
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny fondrana io

Teny iditra (4/4)21  fondraña
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.196] Peau de la banane : après séchage, on la fait brûler ; la cendre obtenue mélangée à de la graisse animale sert à faire un onguent auquel on attribue de grandes vertus ; on l'applique surtout en maturatif sur les abcès ; dans le traitement de la gale. La cendre délayée dans l'eau est aussi attribuée en gargarismes contre les maux de gorge, laryngites ; on en fait avaler une petite quantité aux enfants auxquels on vient d'administrer un vermifuge. Contre indication : ne pas en donner aux femmes enceintes, suivant la tradition. Si un étranger a mangé dans l'assiette du chef de famille, on doit purifier aussi celle-ci avec les cendres appelées fondraña. C'est pourquoi ce mot, au sens figuré, signifie purification, réparation d'une profanation (comparer à fondrana, Merina) [Betsileo]
Voambolana  24  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Fivaditsoratra  25  afondran, fanandro, fandrano, fandrona, fondraña, fondrana, nafandro, nafondra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08