Teny iditra | 1 fonon-janany |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fonon' ny zaza ao an-kibo, ahitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [zanaka, offspring.] The placenta. Used only of animals. See ahitra, tavony |
Voambolana |
5 Haiaina 6 Fahasalamana 7 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Singan-teny | 8 fono, zanaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |