Teny iditra (1/3) | 1 fotoana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Faharetana voamariky ny fifandimbiasan' ny andro sy ny alina, ny taona, ny zava-dehibe nitranga: Tamin' ny fotoana nanjakan' Andrianampoinimerina no nandroso fatratra ny teto Imerina Andro: Be loatra ny asa ka mila tsy hanam-potoana hisakafoana akory aho Paik' andro, fetr' andro: Tonga ny fotoana handoavanao ny volako ka omeo aza fady Tapak' andro, ora nifanaovana, nifanarahana hihaonana: Tamin' ny telo no fotoananay nefa mbola tsi tonga ihany izy Fizarantaona fanaovana asa, taozavatra: Fotoana fanetsana izao. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] an appointed time. Same as fitoana. 5 [1.7] time; a rendezvous |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] (qu'on prononce quelquefois fitoana) rendez-vous, terme, échéance, temps ou lieu fixé 7 [1.8] le temps; moment; rendez-vous 8 [1.13] temps, date |
Ohatra |
9 Ny fotoana toy io dia mitondra vetsovetso mahamanina. [2.499] 10 Fa nitsivalana teo amin' ny làlany ny Antsiantsy, ka nifanandrina fotoana fohy izy roa lahy. [2.5] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 18 fitoana |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 66 Ohabolana misy io teny fotoana io |
Lahatsoratra |
67 Randzavola: fotoana ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/3) | 68 fotoana |
Sokajin-teny | 69 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
70 [1.13] menstruation |
Voambolana |
71 Haiaina |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 74 fotoana |
Sokajin-teny | 75 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
76 [1.196] [Sihanaka, Merina]
Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). Voir aussi foto. |
Voambolana |
77 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 79 afotano, anotofa, fotoana, notafoa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |