Teny iditra | 1 fotsiana |
Fototeny | 2 fotsy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina ny fanadiovana azy): Fotsin' ny miaramila ny benitra / Fotsio ny nifinao Totoina fahatelo (enti-milaza ny vary izay efa maivoka ary tsaitsainy ka diovina farany): Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be made white. 6 [1.7] to be whitened |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] qu'on blanchit |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 12 fotsina |
Fivaditsoratra | 13 asafonti, atsofany, fotsiana, itsofana, safotany, safotina, tsofanay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |