|
|
|
|

Teny iditra1  fotsy rora
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana ny olona tsy ankatoavina ny anatra na torohevitra omeny: Aza atao fotsy rora ireo ray aman-dreninareo!
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] used of one who cannot be believed, or one whose words are disregarded.
5  [1.7] who speaks but is not listened to
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] dont les ordres sont négligés
Singan-teny  7  fotsy, rora

Fivaditsoratra  8  fisarotro, fotsy rora

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21